Dikan'ny teny : mandravona
Hampiditra dikany hafa
(ravona) mt.p. (mandrauàna): Mampitovy tantana, manovona ny iva ary misoroka ny avo ho marin-tampona, manarina:Mandrauona ny arabe. • h.o.: Mampitovy: Mandravona ny fananana
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha