Dikan'ny teny : mandrary
Hampiditra dikany hafa
(rary) mt.p. (mandraria) : Mandrandrana: Mahay mandrary tsihy io uehivauy io. ~ Man amboatra, mamitrana: Izy no nandrdry ny fihavananay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha