Dikan'ny teny : mandrafitra
Hampiditra dikany hafa
(rafitra) mt.p. (mandrafeta): Man amboatra zavatra amin'ny hazo izay vankonina, ampiadina...; miasa hazo...: Tsy mbola mahay mandrafitra izy. 1 Manorina: Rakoto no nandrafitra ilay tetezana atsy atsimo atsy. ? Manao, mamorona: Mahay mandrafitra lakana tsara ianao izany. ? Mandahatra, mampiady: Mahay mandrafitra vato voapaika aoka izany izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha