Dikan'ny teny : mandràka
Hampiditra dikany hafa
1.
Mandraka ppk.: Hatramin'ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko. (Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin'ny a narana avy amin'ny matoantenin'ny mpanao manomboka amin'ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsio izy mandra-patoriny).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.t.: Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka er? izy hatramin'ny naharariany. ¶ M.h.: Jar. Mahia.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha