Dikan'ny teny : mandoro

Hampiditra dikany hafa
(dora) mt.p. (mandoroa): Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa. ? Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga. / Manao: Mandoro arina ¶ M.h.: Mandotra, mandrehitra, mampirehitra, manatsolo, manatsetsaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.067