Dikan'ny teny : mandavorary
Hampiditra dikany hafa
(lavorary) mt. p. (mandavoraria): Manao izay hahatomombana, hahatanteraka: Tokony samy handavorary ny asany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha