Dikan'ny teny : mandavaka

Hampiditra dikany hafa
(lavaka) mt.p. (mandavaha): Manao lavaka: Mandovaka tany ny biby salasalany sasany hanaovany trano. ΒΆ Mh.: Mandoaka. ~ Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0521