Dikan'ny teny : mandamùka

Hampiditra dikany hafa
mt, s.: Enti-milaza ny atody tsy àary zanany, tsy foy: Nisy telo nandamôka ny atody nakotriko. ? h. o.: Tsy vanona, tsy tanteraka: Nandamôka ny fikasanay hitsangantsangana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075