Dikan'ny teny : mandàmoka
Hampiditra dikany hafa
(lamoka) mt.p. (mandamoha): Manavesabesatra, mampahavesatra, mahasasatra, mahatofoka: Mandamoka azy ny torimaso.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha