Dikan'ny teny : manatsoboka
Hampiditra dikany hafa
na Manoboka (tsoboka) mt.p. (manatsobiiha, manobdha): Mandentika, manasoka: Manatsoboka vy ao anaty rano Rabe. ~ Mampiditra: Manatsoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha