Dikan'ny teny : manatsoaka

Hampiditra dikany hafa
(tsoaka) mt. p. (manatsoĆ ha): Man ongotra: Manatsoaka fantsika ny mpandrafitra 1 Manala, manesotra: Manatsoaka ny akanjony ny mpilalao fa ma-fana loatra ny andro. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065