Dikan'ny teny : manatsingatotra

Hampiditra dikany hafa
(tsingatotra) mt. p.: Mamotraka (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao mianjera; mandavo (zavatra) ka mitsingidina mankany an-damosina no fidabony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069