Dikan'ny teny : manatsindroandroana
Hampiditra dikany hafa
(tsindroana) mt.p. (manatsindroandroàna): Maka na mametraka zavatra mbetika etsy mbetika eroa; tsisy filaharana na tsiroaroa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha