Dikan'ny teny : manatsefotra
Hampiditra dikany hafa
(tsefotra) mt.P.: Manapoaka vanja amin'ny olona, mande fa rivotra na rano avy ao anaty zavatra ka mipoaka ny fivoahan'izany rivotra na rano izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha