Dikan'ny teny : manatsatoka
Hampiditra dikany hafa
(tsàtoka) mt.p.: Mandentika (zavatra) hiraikitra tsy ho afaka hihetsika: Manatsatoka famolaina, fantsika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha