Dikan'ny teny : manatsahatra
Hampiditra dikany hafa
(tsahatra) mt.p. (manatsahara): Mampijanona (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: "Mampitsahatra").
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha