Dikan'ny teny : manasina

Hampiditra dikany hafa
1. (hasina) mt.p. (manasfna): Manolotra ny hasina ho fankatoavana ny maha-Andriamanjaka: Manasina anao amin'ity vola tsy vaky it? izahay olom-pehezinao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (hasina) mt.p.: Manolana mba ho tonga kofehy: Manasina foly. 1 Manakivilivily; mandrotsirotsy: Manasina zaza voky loatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. (hasina) mt.p. (manasina): Manome hery, manamasina Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0084