Dikan'ny teny : manarangarana

Hampiditra dikany hafa
(harangarana) mt.p. (manarangarĂ na): Mijery olona, nefa tsy te ho hi-ta hoe mijery, ka amin'ny hirika na loaka kely ao ambadika no mitily: Tsy fanao ny manarangarana amin'ny hidim-barouarana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071