Dikan'ny teny : manapepo
Hampiditra dikany hafa
(pepo) mt.p. (manapepoa): Manisy lempona, manao izay hahapepo. ? Tsy mamela hitraka, tsy mamela handroso: Tsy tsara ny manapepo tanora vao misondrotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha