Dikan'ny teny : manantsika
Hampiditra dikany hafa
(hantsika) mt.p. (manantsiha): Mampibaraingo, mamoritra ho tahaka ny andohalambo, mamokoka: Vao nisy nanantsika ity rotsakazo it? fa nahitsy izy tao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha