Dikan'ny teny : manampontsampontsana
Hampiditra dikany hafa
(sampona) mt.p. (manampontsampàna): Manakana, manao izay tsy hahatanteraka: Esory daholo izay manampontsampona ny fahatongavanao amin'ny fivoriana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha