Dikan'ny teny : manampatra

Hampiditra dikany hafa
(ampatra) mt.p. (manampara): Mampiasa tsy am-pisalasalana sady feno fanaranam-po: Nanampatra ny herin-tsandriny tamin'ilay zaza kely tsy ampy folo tao-na akory izy. ~ Manao araka izay tratra, araks izay tiana: Saingy mba efa navelan'ny dokotera hihinana ventin.kanina Rabe ka dia efa nanampatra er?. 1 Mampiseho am-pie boeboana, mirehareha:Nanampatra ny harenany mari-na izy tamin'ny fanambadian'ny zanany. / Nanamparany ny fahaizany teo izahay nandritra ny adiny roa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0192