Dikan'ny teny : manambosy

Hampiditra dikany hafa
(ambosy) mt.p. (manambosia): Mamporisika, mitaona, manangoly: Izy no nanambosy ny vahoaka hikomy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066