Dikan'ny teny : manamboho
Hampiditra dikany hafa
(voho) mt.p. (manambohba): Mampitodika amin'ny lafy ratsiny: Manamboho sary. (• Manodina ny lamosina hanatrika ny,..: Manamboho varavarana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha