Dikan'ny teny : manambatra
Hampiditra dikany hafa
(tambatra) mt.p. (manambiwa) : Manakambana, mampiray:Iza no nanambatra ireto mpianatra rehetra ireto tato anatin'ny efitra iray? ? Manatontaly: Mbola tsy mahay manambatra it? zaza it?. ? Mampitohy: Nanambatra hazo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha