Dikan'ny teny : manambady
Hampiditra dikany hafa
(vady) mt.p. (manambadia): Manana vady: 0-lona efa manambady iny ka aza antenaina intsony. ? Ma-ka vady na alaina ho vady: Lasa nanambady any larivo Ibozivao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha