Dikan'ny teny : manalalaka
Hampiditra dikany hafa
(dalaka) mt.p. (manalalaha): Manabe sakany, velarana: Manalalaka ny araben-dalana ? Manalehibe, manitatra: Amin'ny herintaona uao manalalaka ny tranonay izahay. ~ Manisy elanelana: Manalalaka kokoa ny an-dalan-tsoratra. ? Manaketraka, manalefaka: Vao tonga tao amin'ny fitondrana izy dia nanalalaka ny lalàna no nataony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha