Dikan'ny teny : manakosina

Hampiditra dikany hafa
(kosina) ma p. (manakosena): Mandoto: A-za manakosina ny akanjonao amin'ny vouoka ~ Mampiaraka amin'ny olona tsy ampoka, fatritran'olona: Fadio ny manakosina ny zanakao amin'iny olona iny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067