Dikan'ny teny : manakarama

Hampiditra dikany hafa
(karama) mt.p. (manakaramà): Maka olona hanao asa ho an'ny tena ka omena vola izy amin'izany: Iza no manakarama anareo telo lahy? ¶ M.h.: Manarama. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071