Dikan'ny teny : manakana
Hampiditra dikany hafa
(sakana) mt.p. (manakàna): Mibahana, tsy ma mela handeha nahiditra:Manakana olona 1 Manisy sakana, fefy tsy hahafahana mandeha: Manakan-dalana ~ Mandrara: Ny fianakaviana no nanakana ny fanambadian y.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha