Dikan'ny teny : manakalahy
Hampiditra dikany hafa
1.
a: Ahitra fanaovan-tsatroka. ? Enti-milaza koa karazan-damba iray.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.t.: Enti-milaza zavatra izay mampisalasala na izy no horaisina na iray hafa; mampanahirana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha