Dikan'ny teny : manakaiky

Hampiditra dikany hafa
(akaiky) mt.p. (manakaikeza): Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may. ? Manatona (arapotoana): Efa manakaiky ny iohataona ? Mandroso mankamin'ny toerana iray: Loza fa efa manakaiky, hono, ny fahavalo. ? Manahatahaka: Manakaikikaiky kokoa ny mena noho ny fotsy ny mauokely, ? p.t: Tsy lavitra: Manakaiky ny sekoly ny tranonay, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0209