Dikan'ny teny : manajanona
Hampiditra dikany hafa
na Manjanona (janona) mt. p. (manajanà na, manjanà na): Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afouoan-dalana izy ka voasazy. ? Mampiato, tsy mamela hanohy: Tonga ny mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha