Dikan'ny teny : manaingina
Hampiditra dikany hafa
(taingina) mt.p. (manaingèna): Mametraka eo ambony: Manaingina entana eo ambony lalimoara izy. ? Manone amboniny (amin'ny fanongonam-barotra).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha