Dikan'ny teny : manaika

Hampiditra dikany hafa
(aika) mt.p. (maneha): Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto? ? Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (E.D.A). ? Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065