Dikan'ny teny : manabohamaty
Hampiditra dikany hafa
(maty) mt.p.: Mitono tena amin'ny loza, manao mosalahy amin'ny fahafatesana. ΒΆ M.h.: Mitono tena, manao vy very, manao anjolofo, maneha-doza, mankaha-doza, mananty voina, mila voina, mila faty, manao mosalahy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha