Dikan'ny teny : manabodika
Hampiditra dikany hafa
(bodika) mt.p. (manabodeha): Mampisafotofoto, manodinkodina zavatra amin'ny teny atao ka tsy fantatra mazava izay la-zains: Loza ny hafetseny nanabodika ny hevitra fa nony nivoaka avy eo, tsy nisy na iray aza nahatsiaro fa voafitaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha