Dikan'ny teny : mamositra

Hampiditra dikany hafa
1. (fositra) mt.p. (mamosera): Mandoaka, mandavaka: Hain'ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin'ny homamanta. ? Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka a-fo Ikoto. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (vositra) mt.p.: Ma-'tala ny voa ao anatin'ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073