Dikan'ny teny : mamoafady
Hampiditra dikany hafa
(voa) p.t.: Entimilaza olona miteniteny foa• na na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha