Dikan'ny teny : mamery
Hampiditra dikany hafa
(very) mt.p. (mamereza): Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka:Namery azy mianakauy ilay volan' olona tsy voaloany. ~ Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha