Dikan'ny teny : mambory
Hampiditra dikany hafa
(bory) mt.p. (mamboria): Manao izay hahabory, izany hoe, manapaka ny rantsana na kitamby amin' ny zavatra iray.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha