Dikan'ny teny : mamantana
Hampiditra dikany hafa
(vantana) mt, s. (mamantàna): Mandeha mahitsy mankany..., manitsy: Mamantana any amin'ny Paositra ity lalana it?. ? Tonga avy hatrany tsy mivilivily: Aty aminareo izahay no mamantana noho ny fifankahalalantsika. ? Mandeha tsy misy mitana: Namantana tany an-kady ilay fiara fa tapa-ka, hono, ny gadran-kodiarana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha