Dikan'ny teny : mamandraka

Hampiditra dikany hafa
(fandraka) mt.p. (mamandraha): Mandoaka a• min'ny fandraka, mampiasa fandraka: Tsy mahay mamandraka akory ise izany. ? Mandresy lahatra. ? Mamita, mahatontosa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065