Dikan'ny teny : mamamama

Hampiditra dikany hafa
a: Feo re, toy ny an'ny rivotramifofofofo any anaty hazo, na ny riana misasasasa. * t.Lf.: Mimamamama, fimamamama, mpimamamama / imamamamana, fimamamamana / mahamamamama. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072