Dikan'ny teny : mamaha

Hampiditra dikany hafa
(vaha) mt.p. (mamahà): Manaboraka: Mamaha vona 1 Manala fatorana: Mamaha alika 1 Manatsoaka: Mamaha zaigrafY• 1 Manapaka (fanekena): Iza tamintsika àry no namaha ny fanekena voalohany? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065