Dikan'ny teny : mamafa
Hampiditra dikany hafa
~(fafa) mt.p. (marnafĂ ): Manala ny loto, manaisotra ny potipoti-javatra amin'ny kifafa: Iza no namafa ny tohatra? 1 Mamaoka: Mamafa vilia
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha