Dikan'ny teny : maloka
Hampiditra dikany hafa
(aloka) p.t.: Misy aloka, tsy azon'ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka. 1 Manjombona, be rahona: Maloka ny andro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha