Dikan'ny teny : malandy

Hampiditra dikany hafa
1. (fit-p.) p. t.: Fotsy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Malandilandy p.t.: Malambolambo sy malemilemy toy ny lamba vilory. / Enti-milaza ny omby fotsy tokam-bolo. h Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007