Dikan'ny teny : mahasehaka
Hampiditra dikany hafa
(sehaka) mt.s. sy mt.p.: Mahasempotra: Mahasehaka lahy ity fiakarankely ity. • Mahavita zavatra, mahomby: Nahasehaka ilay raharaha ihany lahy ny rahalahinao. - F,-p.: Tsy mahasehaka: tsy mahaleo amin'ny ady, na mangina tsy mahateny nony mifamaly am-bava.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha