Dikan'ny teny : maharikoriko

Hampiditra dikany hafa
(rikoriko) p.t: Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton'it? zaza / Maharikoriko ahy ny toetran'iny olona tsy valahara iny. ΒΆ M. h.: Mahadikidiky, mahaboboka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0079